• Sabotsy 26 Aogositra 2017
Actualités.Zahid Razah Efa tafiditra tamina raharaha “Kidnapping”

Mbola mitana ny sain’ny maro ny nahafatesan’i Zahid Hossanaly Razah, kaonsilin’i Malaisie nisy nitifitra teny Tsaralalàna ny takarivan’ny alakamisy tokony ho tamin’ny 6 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aogositra 2017
Actualités.Vondron-tsendika SARTM Hampiharo ny didim-pitsarana sy ny lalàn’ny asa !

Nomarihina ny tontolo andron’ny alakamisy 24 aogositra lasa teo teny amin’ny Club Nautique Ivato ny faha-25 taonan’ny SARTM (Syndicat Autonomne pour le Rassemblement de Travailleurs Malgaches) na Sendika mizaka tena ho an’ny fampivondronana ny mpiasa Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aogositra 2017
Actualités.Fikambanana VAR Hamory vahoaka etsy amin’ny kianjan’ny Kanto

Taorian’ireo fitetezam-paritra efa vitan’izy ireo dia anjaran’Antananarivo indray izao no akan’ilay fikambanana Vahaolana Anio sy Rahampitso

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Actualités.Raharaha Mamy Rakotoarivelo Efa voaray ny valin’ny « Autopsie », saingy…

Nanambara ny teo anivon’ny borigady misahana ny heloka bevava etsy Anosy, omaly, fa efa eo am-pelatanan’izy ireo ny valin’ny fitiliana natao mikasika ny fomba nahafatesan’ilay tompon’andraiki-panjakana teo aloha, Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Actualités.Fikambanana VAR Hamory vahoaka etsy amin’ny kianjan’ny Kanto

Taorian’ireo fitetezam-paritra efa vitan’izy ireo dia anjaran’Antananarivo indray izao no akan’ilay fikambanana Vahaolana Anio sy Rahampitso (VAR) hevitra hijerena izay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Actualités.Hetsika Rohy Maniry ny hampian’ny fitondrana

Nosokafana tetsy amin’ny esplanade Analakely omaly alakamisy 24 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT