- Alakamisy 28 Septambra 2017
Actualités.Toamasina Tratra ilay biby mihinan’olona
Voasambotra tany amin’ny fokontany Sambala Toamasina ny biby iray nampitondrain’ny mponina ny anarana hoe Katraboagna.
Hamaky ny tohinyVoasambotra tany amin’ny fokontany Sambala Toamasina ny biby iray nampitondrain’ny mponina ny anarana hoe Katraboagna.
Hamaky ny tohinyManoloana ny vaovao navoaka tamin’ny haino aman-jery iray teto Antananarivo, momba ny fandravana trano teny Ambatobevanja,
Hamaky ny tohinyTsy nihemotra ireo mpiraki-draharaha sy ireo mpikambana eo anivon’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara omaly fa niroso tamin’ny fitokonana ihany na dia nisy tamin’ireo namany aza no nanatanteraka ny asany toy ny mahazatra.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo ny lanonana fisaorana an’ireo vahoaka amerikanina nosoloin’ny USAID tena izay namatsy vola ny Marie stopes Madagascar hahatomombana ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny fandrindrana ny fiterahana eto amintsika nandritry ny 7 taona.
Hamaky ny tohinyTsy resa-be intsony fa raikitra ilay fitokonana faobe mandritra ny fotoana tsy voafetra hotanterahin’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) sy mpiraki-draharaha (SGM) manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyTsy resa-be intsony fa raikitra ilay fitokonana faobe mandritra ny fotoana tsy voafetra hotanterahin’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) sy mpiraki-draharaha (SGM) manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohiny