• Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Fitsarana ambony Antananarivo Nesorina ny tonia mpampanoa lalàna

Nilatsaka ny didy omaly nandritry ny filankevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha fa dia nesorina tamin’ny toerany Randrianasolo Jacques tonia mpampanoa lalàna eo anivon’ny fitsarana ambony eto Antananarivo (procureur general près la cour d’appel d’Antananarivo),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Famefena tany eny Andranonahoatra Noraisin’ny kaominina ny fangatahana

Nanaiky tany am-boalohany ny ben’ny tanàna ao Andranonahoatra fa ara-dalàna ny maha tompon’ny tany mitondra ny anarana “La reunion”, laharana 11-069, mirefy 92a 73ca 21dm2 an-dRandriamanantena Edmond.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Fiarahamonim-pirenena Tsy misy mpihaino

Efa maro ny fikaonandoha sy atrikasa notontosain’ny rafitra iombonan’ny fiarahamonim-pirenena na OSCs.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Fanitarana ny seranam-piaramanidina Ivato Olona 300 miasa andro aman’alina

Nidina ifotony teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly alarobia 8 novambra i Vincent Devauchelle, tale jeneralin’ny Ravinala Airports sy i Thibaut Servant,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Olana ara-pamokarana eto Madagasikara Vonon-kanampy antsika ny Britanika

Taorian’ny fihaonany tamin’ny filoham-pirenena, ny antenimierandoholona, ny antenimieram-pirenena, dia tonga nitsidika ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana Chabani Nourdine teny amin’ny toeram-piasany teny Ambohidahy ireo parlemantea Britanika,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Tolo-dalàna mikasika ny “Compétitivité nationale” Hatolotry ny depiote Mahazoasy Freddie tsy ho ela

Hanolotra tolo-dalàna iray hodinihana mandritra ity fotoam-pivoriana faharoan’ny Antenimieram-pirenena ity amin’izao faran’ny herinandro izao na amin’ny fiandohan’io herinandro ho avy io ny filoha lefitry ny Antenimiram-pirenena Faritany Antsiranana, ny depiote Mahazoasy Freddie.

Hamaky ny tohiny
FTT