- Alakamisy 15 Febroary 2018
Actualités.Federasionin’ny mpaka sary Efa mivonona amin`ny fivoaran`ny Teknolojia
Andro iray toa zato ho an`ny mpikirakira sary eto Madagasikara ny talata 13 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyAndro iray toa zato ho an`ny mpikirakira sary eto Madagasikara ny talata 13 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina ny mponina ao Ilaivola Ivato. Tao anatin'ny roa herinandro izay dia kotaba tsy misy fiafarany no iainan'ny mponina ao amin'ny fokontany Ilaivola Ivato.
Hamaky ny tohinyMaro ireo mpanara-baovao taitra sy nitsamboatra mihitsy omaly hariva rehefa nijery vaovao tamin’ny fahitalavitra ka nandre ny tenin’ny minisitry ny vola Ramatoa Andriambololona Vonintsalama Sehenosoa.
Hamaky ny tohinyTranga iray niteraka resabe teny anivon’ny fiarahamonina ny alatsinainy teo ny fisian’ireo razana efatra indray hita teny amin’ny ranon’Ikopa.
Hamaky ny tohinyMandrava efa toy ny voalavo no ataon’ny Malagasy sasany ankehitriny. Tsy mba manana toe-tsaina tia sy miaro ny fananana iombonana fa dia ny hangalatra sy ny hanimba no masaka an-tsaina.
Hamaky ny tohinyFatin-dehilahy roa omaly maraina no indray hita natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Ampasika. Ireo fokonolona teny an-toerana no nahita ny razana niparitaka sy efa nohanin’ny masoandro vao maraina teny an-toerana ka nampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra.
Hamaky ny tohiny