- Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Fivoahana mampiahiahy Nandeha an-tsokosoko any Paris Rajao
Loharanom-baovao iray no nahenoana fa lasa an-tsokosoko any Paris renivohitr’i Frantsa ny faran’ny herinandro teo ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Tsy nisy fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny seraseran’ny Fiadidian’ny Repoblika fa karazan’ny nafinafenina. Inona no anton-diany ? Misy ifandraisany amin’ny raharaha politika eto ve ?
Hamaky ny tohiny