• Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Kajy politika amin’ny fifidianana Nakarina ny karaman’ny mpiasan’ny kaominina

Nakarina ny tambin-karaman’ny mpiasan’ny kaominina rehetra manerana an’i Madagasikara araka ny didim-panjakana nivoaka ny 27 febroary 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Tetibolam-panjakana eto Madagasikara Tsy mangarahara

Notanterahina omaly tetsy amin’ny hotel Colbert Antaninarenina ny atrikasa fampahafantarana ny fangaraharan’ny tetibolam-panjakana tamin’ny taona 2017 izay nataon’ny msis tatao (tohana sy ainga ho an’ny tambajotran’ny olom-pirenena) sy ireo mpiara-miombona antoka toy ny UNICEF,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Education civique Havadika ho taranja iray mihitsy amin’ny 2020

Betsaka ny mpianatra Malagasy ankehitriny no tsy mahalala fomba intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Tsena etsy Antsahamamy Tsy vita hatramin’ny farany, raikitra ny gidragidra

Raikitra ny gidragidra, ny alarobia teo amin’ireo mpivarotra nilaza ho nanajary, am-polony taona ny tany sy ireo voalaza fa nibodo izany, tetsy Antsahamamy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Ambatovinaky Nesorin’ny CUA ilay vatobe mety hitera-doza

Vato iray lehibe milanja 4 taonina ahiana hampidi-doza teny amin’ny fokontany Ambatovinaky sy Amparibe Ambohidahy Avaratr’i Mahamasina no nesorin’ny ekipan’ny mpamonjy voina avy ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 01 martsa 2018

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Vono olona etsy sy eroa Miraviravy tanana ny manampahefana

Fitsaram-bahoaka, asan-dahalo, vaky trano, fanafihana mitam-piadiana, fanendahana, hatramin’ny tontolon’ny fifamoivoizana ihany koa dia samy saika miteraka vono olona feno habibiana avokoa tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT