• Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Fisondrotan’ny vidin-jiro Miantraika amin’ny fihariana rehetra

Tsy misy izay tsy mikaikaika na orinasa na olon-tsotra ny amin’ny fiakaran’ny faktioran’ny Jirama. Saika voakasika daholo ny sarambabem-bahoaka na ny mpandraharaha na ny mpiasa tena ka mahatonga fimenomenona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Lapan’ny tanàna Analakely Tsy namboarin’i Andry Rajoelina izany

Nivoaka ny vaovao marina momba ny lapan’ny tanànan’Antananarivo taorian’ny nanambaran’i Andry Rajoelina, filohan’ny tetezamita teo aloha fa vokatry ny ezaka nataony no angady nananana sy vy nahitana io fotodrafitrasa io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Arina fandrehitra Mila hitovy amin’ny vidina “gaz” ny iray gony

Tsy mitsaha-miakatra ny vidin’ny saribao amin’ny gony amin’izao eny an-tsena. Efa misy mahatratra hatrany amin’ny 25.000 Ar mantsy ny iray gony lehibe amin’ireo saribao kininina raha 16.000 Ar kosa no mora indrindra amin’ireo karazany antsoina hoe : tsorany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.TOP GASY Hanomboka anio ao amin’ny Top Radio 102.8

Hanomboka anio sabotsy 3 martsa amin’ny 2 ora tolakandro ny fandaharana vaovaon’ny Onjam-peo Top Radio 102.8 FM, nampisalorana ny anarana hoe “Top Gasy”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Actualités.Fikambanana TAMBOHOBE Hiatrika ady amin’ny herisetran’ny fananan-tany

Tao anatin’ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona 2018 notanterahin’ny fikambanana TAMBOHOBE (TAnora MBOla HO BEazina) tarihin’ny filohany, Rabenjamina Willy tetsy Ampahibe omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Actualités.Ampamoaka, kolikoly Misavorovoro ny tontolon’ny fitsarana

Niteraka fifanolanana sy fifanenjehana eo amin’ny lehiben’ny Fonjan’i Tsiafahy, Zafilahy Vonjy Stéphanson sy i Patrick Raharimanana ny nanapariahan’ity farany ny horonam-peo nataon’i Houcine Arfa sy ny olona akaiky azy milaza, fa nandoa 4 tapitrisa ariary tamin’ny lehiben’ny fonja izy.

Hamaky ny tohiny
FTT