• Alatsinainy 16 Aprily 2018
Actualités.Kaominin’i Mahitsy RN 4 Mitombo ihany ny olana

Raha mbola tsy mitsahatra akory ny disadisa eo amin’ny vahoaka sy ireo mpitantana ny kaominin’ambanivohitr’i Mahitsy RN 4 tamin’ny saika hamarotan’ireo mpanolotsain’ny tanàna niray tsikombakomba amin’ny ben’ny tanàna am-perinasa ny ampahana tany miditra ao amin’ny tsenan’ity kaominina ity,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Aprily 2018
Actualités.Fitantanam-bola eto Madagasikara Fanina tanteraka ny vahoaka

Tsy mangarahara mihitsy ny tetibola sy ny fitantanana izany eto Madagasikara. Any amin’ny famolavolana ny tetibola amin’ny antsipiriany mihitsy dia efa lesoka ny fijerena ny laharam-pahamehana mainka moa ny fanatanterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Aprily 2018
Actualités.Exode Urbain eny Soaniedanana RN 4 Vonoina fa tsy maty intsony hoy ny Hafari Malagasy

Mitohy hatrany f atsy mihemotra ilay tetikasa “Exode Urbain” tanterahin’ny Hafari Malagasy eny Soaniedanana-Bevomanga Pk 67 RN 4, hoy ny filohan’ity fikambanana ity, Rafanomezantsoa Jean Nirina, na dia tsy teo nandritra ny 1 taona sy tapany aza aho noho ny antony efa fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Aprily 2018
Actualités.Akanjo mafana Tafakatra 100.000 Ar ny vidin’ny “blouson” iray vaovao

Efa manomboka miditra mian-dalana ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Aprily 2018
Actualités.WAKE UP Madagascar Nanao hetsika tsangan-tanana teny Analakely omaly

Nivoaka tamin’ny fahanginana indray ireo tanora mivondrona eo anivon’ny Wake up Madagascar omaly nanao hetsika tsangan-tanana entina hanoherana ireo zavatra tsy mety eto amin’ny firenena, indrindra fa ny kolikoly nitranga teny amin’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Fanairana ny fanjakana be marenina Hidina an-dalambe ny sendikan’ny mpiasa

Omaly no nanao fanambarana tetsy amin’ny hotely Grand Mellis Analakely ny Sendikalin’ny Mpiasa mivondrona ao amin’ny Fiaraha-midinika ny Mpiasa Malagasy (CTM) sy ny SSM (Solidarité Syndicale de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
FTT