• Zoma 27 Aprily 2018
Actualités.Fampisehoan’ny tarika Exo Ho fanafahana an’i Madagasikara

Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Le Pave Antaninarenina omaly ny mombamomba ilay fampisehoana hotanterahin’ny mpihira ara-pilazantsara EXO.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Actualités.Ankizy voailika amin’ny fianarana Misy ny ezaka ho fampivoarana

Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ilay tetikasa momba ny fampivoarana ny fanabeazana ny ankizy marefo izay voailika anaty rafi-pampianarana eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Actualités.Ankizy voailika amin’ny fianarana Misy ny ezaka ho fampivoarana

Omaly no nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ilay tetikasa momba ny fampivoarana ny fanabeazana ny ankizy marefo izay voailika anaty rafi-pampianarana eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Actualités.Fédération Nationale des Agents de l’Etat Hanao hetsika fitolomana amin’ny alatsinainy

Nanao fanambarana ny FNAE ny amin’izao toe-draharaha misy eto amin’ny firenena izao fa mety ho potika sy rava ny fihavanana izay fototry ny soatoavina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Actualités.Famatsiana rano fisotro madio Toerana telo lehibe eto Madagasikara no hahazo

Malagasy miisa 450.000 no ezahina hahazo rano fisotro madio ato ho ato, tetikasa hiarahan’ny USAID sy ny Fondation Coca Cola. Raha ny fantatra, mbola vao ny 35 %-n’ny mponina manerana ny Nosy no mahazo hatreto, antony mampahazo vahana ny aretim-pivalalana sy ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika mahazo ireo ankizy latsaky ny dimy taona eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Actualités.Vola ratsy sy simba Miha mahazo vahana indray

Tsikaritra tato ho ato ny fahamaroan’ny vola ratsy mivezivezy eny an-tsena, eny amin’ny Taksibe ary hatreny amin’ny ireny Banky ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT