• Zoma 11 Mey 2018
Actualités.Nafana ny hetsika tao Antsirabe Nisitri-belona ny prefe

Tomefy olona teo anoloan’ny tsangambaton’ny fahaleovantena sy manodidina ny garan’Antsirabe ny alarobia 9 mey teo, izay nanamafisan’ny depiote sy ny vahoaka ny tolona iaraha-manana amin’ny etsy amin’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Actualités.Fanolorana fiara ny minisiteran’ny Indostria Miezaka manatsara tena ny fitondram-panjakana

« Mba hiditra misimisy kokoa amin’ny orinasa goavana na « industrie lourde » isika, hoy ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier omaly nandritra ny lanonam-panolorana ireo fiarakodia « Karenjy –Mazana II »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Actualités.Fikambanana Vokovokomena Mitombo isa hatrany ireo mpilatsaka an-tsitrapo

Vonona hatrany ny hanohana ny mpiara-belona ny fikambanana Vokovokomena Malagasy. Raha araka ny fanazavan’ny taleny Randriananja Claude tamin’ny mpanao gazety omaly mantsy dia mitombo isa hatrany ireo mpilatsaka an-tsitra-po tonga manome tanana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2018
Actualités.Fiarahamiasa CNaPS -FJKM 60 mianadahy voaofana tany Manakara

Talen-tsekoly sy mpampianatra, mpitandrina, pasitera, loholona, diakona no tonga nanatrika izany fiofanana izany nandritra ny 2 andro tao Manakara .Nahatratra 60 izy ireo ary naneho ny hafaliany tanteraka ny filohan’ny synodam-paritany Atsimo Atsinanana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2018
Actualités.Orlando Robimanana « Misy vola azo hanatsarana ny fiainan’ny Malagasy eto »

Nivoaka tamin’ny fahanginana ihany koa Atoa Orlando Robimanana manoloana ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny. Nambarany fa tsy marina ny filazana fa tsy misy ny vola entina hanatsarana ny fari-piainan’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2018
Actualités.Rovan’Ilafy Hanamboaran’ny kaominina fotodrafitrasa ao anatiny

Tsy resabe intsony fa tena hanorenan’ny kaominina Ankadikely Ilafy, distrikan’Avaradrano, fotodrafitrasa toy ny EPP sy ny CEG tokoa, ao amin’ny faritra misy ny Rovan’Ilafy.

Hamaky ny tohiny
FTT