• Alarobia 23 Mey 2018
Actualités.Toamasina Mitokona ny mpiasan’ny fananan-tany sy fandrefesan-tany

Taorian’ny fitokonana nampitsaharan’ny mpiasa ny asany teo anivon’ny ladoany na tsy an-tery aza izany satria mbola misy ireo miasa indrindra ireo inspekteran’ny fadintseranana sy ny sampandraharahan’ny hetra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Actualités.Ambatomirahavavy Maro ireo ankizy tsy afaka manohy ny fianarany noho ny fahasahiranana

Maro ireo ankizy tsy afaka manohy ny fianarany intsony ao anatin’ny kaominina Ambatomirahavavy sy ny manodidina noho ny fahasahiranana mianjady amin’ireo ray aman-drenin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Actualités.Building Ramaroson Toeram-pivarotana 20 may kila

Nirehitra ny toeram-pivarotana sinoa miisa 20 etsy amin’ny Building Ramaroson etsy Soarano tao ambany rihana sy ny rihana voalohany ny alahady antoandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Actualités.Hery Rasoamaromaka Tadiavin’ny fanjakana hampanginina ?

Anio maraina amin’ny 8 ora no hantsoina hatao fanadihadiana eny amin’ny Toby Ratsimandrava i Hery Rasoamaromaka na Hery Be, sekretera nasionalin’ny antoko TGV Analamanga, anisan’ireo mafana fo amin’ny fanohanana ny hetsiky ny depiote ho an’ny fanovana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Actualités.Mariazin’ny Printsy Harry sy Meghan Markle 141,6 miliara ariary nolaniana tamin’ny fitandroana ny filaminana

Mariazina mpanjaka, nanetriketrika ny an’ny Printsy Harry sy Meghan Markle ny sabotsy lasa teo tany Londres.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Actualités.Loza mahatsirana Vehivavy bevohoka sy ny zanany niara-novonoina

Sakaosy goavam-be niloko manga no hitan’ny mpiandriaka sy ny mponina mpampiasa ny reniranon’Ivondro natsingevan’ny rano manamorona ny fokontany Mahasoa Kaominina Ambokarivo atsimokelin’i Tanandava Toamasina ny alahadin’ny pantekoty tokony ho tamin’ny 7 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT