- Alatsinainy 28 Mey 2018
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Nahazo masoivoho vaovaon’ny CNaPS i Mahanoro
Miezaka hatrany manakaiky ny vahoaka ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.
Hamaky ny tohinyMiezaka hatrany manakaiky ny vahoaka ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.
Hamaky ny tohinyMiezaka hatrany manakaiky ny vahoaka ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.
Hamaky ny tohiny« Tsy manadino anareo izahay na misy io tamboho be manasaraka antsika io aza », hoy ny filohan’ny fikambanana MMA na Malagasy Mandray Andraikitra ao Toamasina izay saika isan-taona dia misy hatrany ny fiaraha-mifety sy fanoloran’izy ireo fanomezana ireto reny sy vehivavy mifonja eo anivon’ny fonjaben’i Toamasina Ambalatavoahangy.
Hamaky ny tohinyNanatitra fitoriana manafoana ny didim-panjakana izay manome alalana ho an`ny orinasa tsy miankina iray hamory ny hetra alaina amin`ny vahiny miditra eny amin`ny fadintseranana ny sendikan`ny sampandraharahan`ny mpiasan`ny hetra omaly.
Hamaky ny tohinyNahazo alalana hampita mivantana ny lalao rehetra momba ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny taranja baolina kitra ny Canal + Madagascar. Any Rosia no hanatanteraka izany ny 14 jona ka hatramin’ny 15 Jolay ho avy izao, izany hoe haharitra iray volana.
Hamaky ny tohinyHerinandro katroka anio sabotsy 25 mey no nidiran-dRakotomavo Gabriel na i Dadagaby, filoha mpanorina ny tarika Voninavoko tao amin’ny sampana fameloman’aina etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.
Hamaky ny tohiny