• Alarobia 19 Septambra 2018
Actualités.Fifaninana vadintany sy mpanao lavanty matihanina Mpiadina 150 no horaisina manerana ny Nosy

Handray vadintany sy mpanao lavanty matihanina miisa 150 ny Ministeran’ny Fitsarana amin’ity taona ity. Raha araka ny fanazavan’ny maître Ramahefalahy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Actualités.Tandroy maty voatifitra tany Anjozorobe “Tsy hamelanay i Mathieu Rajaonarimampianina”

Mifoha indray ny raharaha vono olona tany Anjozorobe nahavoatonontonona an’i Mathieu Rajaonarimampianina, zanaky ny filoha teo aloha. Ny volana febroary 2016 no nisian’ilay gidragidra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.Praiminisitra Ntsay Christian Misy mitady hamono ?

Niteraka resa-be sy nitarika fanehoan-kevitra maro ny mahakasika ilay loza niseho teny anoloan’ny La City Ivandry ny takarivan’ny zoma 14 septambra lasa teo. Zaza roa tamin’izay no voadonan’ny fiara mpisava lalan’ny primatiora, ka naratra mafy ary nahatezitra ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.Fandorana fiara teny Ivandry Nisy olona efa voasambotra

Namoaka fanambarana iombonana mitondra ny datin’ny sabotsy 15 septambra momba ilay lozam-pifamoivoizana teny Ivandry ny talen’ny fiarovana ny praiminisitra sy ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.CNaPS teny amin’ny FIA Nahatratra 70 ny olona voakarakara nandritra ny andro fahatelo

Nifarana omaly alahady ny FIA (Foire Internationale de l’Agriculture) eny Tanjombato. Anisan’ireo nandray anjara teny an-toerana ny CNaPS .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.Fitandroana ny filaminana Miofana ny polisy monisipaly eto Antananarivo

Miatrika fiofanana ao anatin’ny andro maromaro ireo polisy monisipaly an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana izy ity dia ny hanatsarana hatrany ny asan’izy ireo eo amin’ny fitandroana ny filaminana sy ny fandrindrana ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny
FTT