• Alatsinainy 12 Novambra 2018
Actualités.Vahoaka Malagasy Hiaina amin`ny fampanantenana poakaty foana ?

Tsy misy tsy maniry ny fandehanan`ny fifidianana an-tsakany sy an-davany ao anatin`ny filaminana tanteraka mba hahatongavana amina filoham-pirenena vaovao lanim-bahoaka, lany amin`ny fifidianana tsy misy hala-bato, hosoka na herisetra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Actualités.Ady lehibe voalohany Teratany Malagasy 4.587 no namoy ny ainy

11 novambra 1918-11 novambra 2018 : feno 100 taona katroka omaly ny fankalazana ny fanaovan-tsonia ny fitsaharan’ny ady lehibe voalohany tany Rethondes Compiègne tany Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Actualités.Tsaho sy honohono etsy sy eroa Efa tena diso tafahoatra

Antony iray mahatonga savorovoro sy fifamaliana any anaty fiarahamonina tamin’ity fifidianana 2018 ity ny resaka tsaho sy honohono miparitaka, na io amin’ny fanehoan-kevitry ny mpihaino amin’ny onjampeo na any anaty tambajotran-tserasera sosialy tahaka ny facebook.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2018
Actualités.Rivodoza Alcide Tsy misy ahiana amin’ny toetr’andro eto an-drenivohitra

Tsy ahiana hisy fiantraikany amin’ny toetr’andro eto Antananarivo Renivohitra ny fisian’ilay rivodoza Alcide any amin’ny 450 km avaratra atsinanan’Antsiranana, omaly folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2018
Actualités.Fifandraisan’i India sy Madagasikara Mihamafy orina ny sehatra fanabeazana

Nampahafantarina tao amin’ny Ambasadin’i India tetsy Tsaralàlana omaly alatsinainy ny fisian’ny varavarana misokatra momba ny vatsim-pianarana any India ny 09 sy 10 novambra ho avy izao izay hotanterahana etsy amin’ny CNELA Antsahabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2018
Actualités.Hetsika « HAONA FI » Tena nahasarika olona ny tranohevan’ny CNaPS

Ny foibe FJKM tamin'ny fiandohan'ity volana novambra ity dia nikarakara hetsika toy ireny varotra fampirantiana ireny fa somary mivelatra kokoa nantsoina hoe "HAONA FI" ka tetsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka no nanaovana izany nandritra ny telo andro : 1-2-3 novambra.

Hamaky ny tohiny
FTT