• Talata 20 Novambra 2018
Actualités.Vazo fanevan’ny CFM Mitory tanteraka ny fihavanana

Zava-dehibe ny hira ho an’ny olona manao kanto sy mamorona azy ary ahafahana mampita hafatra haingana be.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Actualités.Marc Tatandraza Voasambotra tany Mahajanga

Ela ny ela fa voasambotra ihany i Marc Tatandraza rehefa reraka niafina sy nanao sary maty ary niseho tamin’ny tambajotra facebook naneho fa manohana an’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Actualités.Tata-drano eto an-drenivohitra Betsaka ireo tsy misarona, lasa fanarian’ny olona fako

Betsaka ireo tata-drano tsy misarona intsony eto an-drenivohitra nefa antonona olona iray ny habeny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Actualités.Salon des Etudes Supérieures -Madajeune Hifarana anio etsy Mahamasina

Hifarana anio zoma etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra roa andro ilay “Salon des études supérieures” andiany faha-15, karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Actualités.Mirongatra ny trafikana sokatra Efa nahatratra 19 000 ireo sarona

Mitohy ny fahatrarana ireo mpanao trafikana sokatra na vao ny 25 oktobra teo aza no nivoahan’ny didim-pitsarana manameloka ireo nahatrarana sokatra 10 196 tao Betsinjaka Toliara tamin'ny 9 aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Sambo goavana Europa 2 Nandalo tao Tolagnaro

Nigadona tao amin’ny seranan-tsambon’i Ehoala ao Tolagnaro omaly talata 13 novambra ny sambo goavana na “paquebot” Europa 2, mitondra mpizahatany maro be.

Hamaky ny tohiny
FTT