• Alarobia 21 Novambra 2018
Actualités.Vazo fanevan’ny CFM Mitory tanteraka ny fihavanana

Zava-dehibe ny hira ho an’ny olona manao kanto sy mamorona azy ary ahafahana mampita hafatra haingana be. Misy aza moa milaza mihitsy fa ny hira iray dia mitovy amin’ny tonom-bavaka 2 atao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Actualités.KMF-CNOE Tsy ampy ny fanabeazana tamin'ny fifidianana

Anisan'ny voasokajy ho ambany ny taham-pahavitrihana tamin'ity fifidianana ity, ka ahiana tsy ho marin-toerana izay ho filoham-pirenena vaovao eo, raha ny salanisan'ireo olom-pirenena nandrotsa-bato no jerena, hoy ny eo anivon'ny fiarahamonim-pirenena manabe ny fifidianana (KMF-CNOE), satria hisy fiantraikany amin'ny maha ara-dalàna azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Actualités.Lalao Ravalomanana Miantso ny SAMVA mba handray ny andraikiny

Diso mivangongo loatra ny fako eto an-drenivohitra ankehitriny. Ankoatra ireo toerana ahitana dabam-pako izay feno maloto dia toerana maro tsy hampoizina toy ny eny Ampefiloha ambadiky ny tambohon’ny sekoly ambony ENS ihany koa no efa ahitana izany, mibahana eo amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Actualités.Trano fivoahana 7,8 tapitrisa ireo olona tsy manana izany eto Madagasikara

7,8 tapitrisa ireo olona tsy manana trano fivoahana eto Madagasikara. Lohalaharana amin’izany ireo monina eny amin’ny faritra iva eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Actualités.ZAVA-PISOTRO MANITRA VOANKAZO Manomboka mahazo vahana eto amintsika

Manomboka mahazo vahana eto amintsika ny zava-pisotro manitra voankazo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Actualités.Rajoelina sy Ravatomanga Hampanantsoin’ny fitsarana Frantsay ?

Tsy marina ny filazana fa nitsoaka sy tsy niseho teny amin’ny Bianco i Mbola Rajaonah, hoy ny mpisolovava azy Eric Rafidison, omaly. Tonga namaly ny antson’ny BIANCO ny Filoha tale jeneralin’ny vondron-tserasera RLM Communication i Mbola Rajaonah ary niatrika ny fanadihadiana natao azy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT