• Alatsinainy 03 Desambra 2018
Actualités.Gidragidra teny Antanimena Adin’ny samy olon’ny MAPAR

Ny sabotsy 2 desambra lasa teo tamin`ny 5 ora sasany maraina manakaiky toeram-pialamboly iray tetsy Antanimena no nitrangana famonoana sy fandrahonana olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Actualités.Minisiteran`ny raharaham-bahiny Mandamina ireo mpiasany any ivelany

Efa miroso amin`ny fandaminana ny amin`ny fampodiana an`ireo mpiasa eo anivon`ny kaonsila (consulat) sy masoivoho any ivelany ny eo anivon`ny minisiteran`ny raharaham-bahiny amin`izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Actualités.Vazo kanto ho an’i Dada Efa miketrika ry Bodo,Shyn, Stefanie, Black Nadia, Tence Mena…

Tsy ny mpanao politika na mpandraharaha na fikambanana sy vondron’olona ihany no tapa-kevitra fa hitondra ny anjara birikiny hanohana ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana amin’ny fihodinana faharoa fa eo ihany koa ireo mpanakanto.

Actualités.Fenoarivo Atsinanana Nahazo fitsarana ambaratonga voalohany

Notokanana ny sabotsy 1 desambra lasa teo ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Actualités.Mpanao gazety sy ny fifidianana Mila mampiseho ny maha matihanina azy

Manana andraikitra amin’ny fampahafantarana ny momba ny fifidianana ny mpanao gazety, toy ny fanentanana, fanazavana ary ny fitaterana ny zava-misy mialoha sy mandritra ny fifidianana rehetra .

Hamaky ny tohiny
FTT