• Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Ny 25 %-n’ny asa fanitarana no efa vita

Ny volana aprily 2018 no nametrahana ny vato fehizoro amin’ny asa fanitarana Ny seranan-tsambon’i Toamasina. ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.Trafikana zaza Tsy nitsikombakomba izany izahay, hoy ny fianakaviana

“Niady mivady mihitsy izahay, toa ny adala, maizina ny tany aman-danitra”. Izany no teny voalohany nivoaka ny vavan’ilay renim-piakaviana very zaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.Etanôlina fandrehitra Fa inona marina

“Raha ny etanôlina vita tamin’ny fary, dia io toaka gasy io mihitsy izay mahery noho ny herin’ny alikaola 90°.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Actualités.Ilanivato-Anosipatrana Halatra finday niafara tamin’ny tsindron’antsy

Noho ny toaka. Efa tsy tompon’ny tenany ka tsy afaka nandinika fa domelin’ny zava-pisotro mahamamo nandritra ny ora roa ny sain’ny tovolahy iray ka nanindrona antsy ny namany izay nitoroka azy ho nangalatra finday.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Actualités.Orinasa Base Toliara Hampiasa tanora malagasy 15 000 isa, hoy ny FIMAMI

Tsy marina, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana FIMAMI na fikambanan’ny mpiaro ny alan’ny Mikea, ny filazana fa tsy mahasoa ny faritra atsimo andrefana ny fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Base Toliara na Toliara sand teo aloha mahakasika kaominina maro ao an-toerana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2019
Actualités.Famarotana tanim-panjakana Misy minisitra be afera…

Namoahana didy fampisamborana ny filohan'ny filan-kevitra monisipaly taloha Lalaina Berthnès izay tsy tonga nanatrika ny fitsarana azy omaly. Nampidirina am-ponja vonjimaika ny « conservateur des domaines » sy olona hafa tafiditra tamin'ity raharaha ity.

Hamaky ny tohiny
FTT