• Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.Varotra fiara amin’ny Facebook Tra-tehaka ny mpisoloky 38 tapitrisa Ariary

Teny Ambohitsoa no tra-tehaky ny polisy avy ao amin’ny sampana ady amin’ny heloka bevava ny mpisoloky iray izay mpivarotra fiara anaty tambazotra sosialy (Facebook). Efa ela no nikarohana azy ka nyalarobia 13 martsa teo izy vao voasambotra teny amin’ny trano fonenany. 38 000 000 ariary, io no vola efa noraisiny tamin’ny alalan’ny filazana fa mivarotra fiara lehibe vita Alemaina avy any iray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.Salon Asia 2019 Handray anjara mavitrika ny Baolai

Ny tranombarotra « Baolai » dia handray anjara ao anatin' ny « salon Asia » etsy amin' ny Zone Forello Tanjombato manomboka ny 30 martsa hatramin' ny 07 aprily 2019 hoavy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.ALAIN RAMAROSON

Lainga marivo tototra no naely tamin'ny tambajotran-tserasera tamin'ny faran'ny herinandro teo izay mahakasika ny fivoahana am-ponja an'i Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Actualités.Zon’ny fokonolona eto Madagasikara Ho atao ady sisika eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Nifarana ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny restaurant Tsiky Ambohijatovo ny fivoriambe mikasika ny tatitra fanao isaky ny 4 taona momba zon’ny fokonolona eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.Fanatsarana ny fizahan-tany Hisy ny fanisana ireo mpisehatra

Hanisa ireo mpandraharaha misehatra amin’ny fizahan-tany eto Madagasikara ny Ministeran’ ny fitaterana, ny fizahan-tany ary ny fampahafanatarana any toetr’andro amin’ny 08 Aprily 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.CNHJCPM Nampiofanana an’ireo Clerk-na Vadintany Malagasy

Mpanampy akaiky na Clerk-na vadintany Malagasy niisa 136 manerana ny nosy no nomen’ny CNHJCPM “Chambre Nationale des Huissers de Justice et Commissaires Priseurs Madagascar” na ny holafitry ny vadintany sy mpanao lavanty Malagasy notarihan’ny filohany,

Hamaky ny tohiny
FTT