• Alakamisy 16 Mey 2019
Actualités.Fivadibadihan’ny toetr’andro Tandidomin-doza ireo valanjavaboary eto Madagasikara

Anisan’ny firenena marefo mora andairan’ny voka-dratsin’ny fivadibadihan’ny toetr’andro i Madagasikara, raha ny tatitra nomen’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny Madagascar National Parc ary ireo rafitra iraisam-pirenena miara-miasa aminy tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2019
Actualités.Cua sy ny boriborintany fahefatra Mampianatra informatika maimaimpoana vehivavy miisa 54

Legende : Faly avokoa ireo vehivavy tompon’andraikitra ao amin’ny Boriborintany faha-efatra nahazo fiofanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Actualités.Fampidinana ny vidin-tsolika Mbola gidragidra be hatreto

Ny 28 aprily no nilaza fa hampidina ny vidin-tsolika i Andry Rajoelina, saingy tsy nisy tohiny hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Actualités.Manangana Madagasikara vaovao “Tsy maika noho ny fijerena vahoaka noana ny fananganana Oniversite.”

Isan’ireo fikasana goavana maha maika ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, hanitsy ny lalam-panorenana ny mba hahafahany mandrava ny antenimieran-doholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Actualités.Fitrandrahana an-tsokosoko Vatosoa 10 taonina indray saron`ny zandary

Saron`ny zandary tany Madiokely, kaominina Dabolava, distrika Miandrivazo, faritra Menabe, ny herinandro teo, ny fiara lehibe nitatitra vatosoa milanja 10 taonina avy any Ankiranomena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2019
Actualités.Harena tsy hita noanoa Volamena 500 taonina ny ao Betsiaka-Ambilobe

Hatry ny ela no efa nisy ny fikarohana ka voaporofo ara-tsiantifika fa efa misy “galerie” na tonelina ambanin’ny tany anaty lavabato efa namboarin'ny Frantsay tao Betsiaka Ambilobe tany amin’ny taona 1918.

Hamaky ny tohiny
FTT