• Talata 04 Jona 2019
Actualités.Hala-jaza anaty Taksibe Nisy naka teo am-pofoan-dreniny ilay zaza

Zazavavy kely iray vao enim-bolana monja no nalain’olon-tsy fantatra tao anaty taksibe ao amin’ny zotra 186 teo am-pofoan-dreniny raha ny vaovao azo ny zoma hariva lasa teo tokony ho tamin’ny 03 ora sy sasany tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Actualités.Ampefiloha Maty tsy tra-drano ilay lehilahy voafingan’ny « trottoir »

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Ampefiloha, manakaiky ny Lisea teknika na LTC, afak’omaly maraina. Voafingan’ny « trottoir» afovoany raha iny nanapaka niampita ny arabe ny mpandeha iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Actualités.Baomba tavoahangy nirefotra teny Itaosy Mbola karohina ilay tompon’antoka

Raha ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, mbola eo an-dalam-pikarohana ilay nahavanon-doza niteraka fampihorohoroana tamin’ny andron’ny fifidianana ireo manampahefana eny ifotony sy ireo tompon’andraikitry ny fandriampahalemana sivily sy miaramila.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Actualités.Ho vita ny Rovan’Antananarivo Ary ahoana ilay satroboninahitra very ?

Hovitaina mialoha ny fankalazana ny faha-60 taona nahazoana fahaleovantena ny 26 jona 2020 ny Rovan’Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Actualités.Rajoelina - Diaspora Malagasy Nodinihina niaraka ireo seha-pampandrosoana

Ny lalana sy ireo fotodrafitrasa maro efa vitan`ny fitondram-panjakana arahina amin`ny lafiny tsy fandriampahalemana ary fampananan`asa ho an`ny tanora no nasongadin`ny filoha Rajoelina nandritra ny fihaonana tamin`ireo Malagasy mpila ravinahitra mipetraka any Parisy Frantsa ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Actualités.Fijoroana vavolombelona “Tena ratsy ny sigara, sady toy ny mandoro vola ny mividy azy”

Raim-pianakaviana iray anisan’ireo mpifoka sigara nikoizana Rakotomanga Jonah.

Hamaky ny tohiny
FTT