• Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Fananganana barazy any amin’ny RN9 Mpitaky vola tsy ara-dalàna 5 voasambotra

Voasambotry ny Zandary ireo mpanao barazy tsy ara-dalàna mitaky vola an-keriny an'ireo mpitatitra sy mpizahatany ary ny mpiseradia mampiasa ny lalam-pirenena faha-9 mampitohy an’i Morondava-Belo sur Mer-Manja.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Lalàna mifehy ny serasera Halalaka tokoa ve ny asa fanaovan-gazety ?

Notaterina ampahibemaso omaly ny fehin-kevitra teo anivon`ny minisiteran`ny serasera sy ny kolontsaina ka tapaka fa tsy hanova izay fehin-kevitra rehetra niarahana nanapaka nandritra ny fakan-kevitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Serasera sy haino aman-jery “Mila lalan-tsaina filozofika fa tsy lalàna fotsiny”

Isaorana ny tao anatin’ny minisitera nanana finiavana nitondra fanavaozana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Haino aman-jery eto Madagasikara Mivadika “TNT” avokoa hatramin’ny jona 2020

Ny tontolon`ny serasera sy haino aman-jery dia tsy afa-misaraka amin`ny fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Masera Madinika eraky ny Fitiavana Mahazo tombontsoa amin’ny fiahiana ara-tsosialin’ny CNaPS

Ny mpiasa mpikarama, izany hoe misy mpampiasa mandoa vola ary misy mpiasa miasa mandray vola isam-bolana, izay nosahanin’ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2019
Actualités.Namaly bontana ny mpikamban’ny MAMA “Aoka tsy hokorontanina ny lamina mipetraka”

Nitondra fanazavana ny solontenan’ny mpitatitra, mpikambana anaty koperativa, tompona fiara samihafa mpikamban’ny trano fiantohana MAMA (Mutuelle d'Assurance Malagasy) ny sabotsy teo manoloana ny fanenjehana ataon-dRtoa Clémence Raharinirina sy ny namany, manenjika mafy ireo mpikamban’ny Filankevi-pitantanan’ny MAMA.

Hamaky ny tohiny
FTT