• Alatsinainy 11 Novambra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka Iray no namoy ny ainy

Nanatontosa fotoam-pivavahana teo amin’ny kianjan’Anelitsara Ambohitrimanjaka ny sabotsy teo ireo mponin’ny kaominin’Ambohitrimanjaka mba hangatahana ny tolo-kevitra avy amin’Andriamanitra hahafahan’izy ireo mijery ny tokony hanohizana ny tolona, raha ny fanazavan’ireo mpitari-tolona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Actualités.Tanimbary eny Ambohitrimanjaka sy ny manodidina Miteraka asa 640 000 ao anatin’ny taona iray

Miisa 10 ny asa atao eny amin’ny tanimbary farafahakeliny dia ny miasa taninketsa, mamafy ketsa, miavo-ketsa, miasa tanimbary, mihosy, manetsa, miava vary, mijinja,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Actualités.Boriborintany faharoa Mahavita kopia 300 isan’andro

Ny alarobia lasa teo, dia kopia faobe manodidina ny 250 ka hatramin’ny 300 no vita iray andro ho fanamaivanana ireo mponina sy ny ray aman-dreny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Actualités.Fandehanana amin’ny fiaramanidina Mila fahamailoana ny fitondrana entan’olona

Mila fahamailoana sy fitandremana ny entana hoentina rehefa handeha fiaramanidina eto Madagasikara. Maro ny olona velon-taraina fa efa tratra am-pitaka. Tahaka izao no fitrangany :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Actualités.Fandehanana amin’ny fiaramanidina Mila fahamailoana ny fitondrana entan’olona

Mila fahamailoana sy fitandremana ny entana hoentina rehefa handeha fiaramanidina eto Madagasikara. Maro ny olona velon-taraina fa efa tratra am-pitaka. Tahaka izao no fitrangany :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Actualités.Fiarovana ny ranomasimbe indianina Manohana hatrany ny Amerikanina

Mampiantrano ny « forum sur la sécurité maritime » i Madagasikara nanasana ireo firenena manodidina toy ny Nosy Maorisy, Seychelles,

Hamaky ny tohiny
FTT