Voamaina havadika lafarinina

Tafapetraka ao Ankazobe ny milina


  • Talata 26 Martsa 2024

Tafapetraka tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tany amin'ny distrikan'Ambatoboeny ny milina mpanodina ny voamaina ho lasa lafarina.

Izany no natao dia ho fanampiana ireo tantsaha mpamokatra any an-toerana. Tonga nanatrika ny lanonana ireo solontenam-panjakana any amin'ny Faritra Boeny sy ny solontenan'ireo mpandraharaha sy Koperativa misehatra amin'ny fambolena sy ny fanangonana voamaina.Naneho ny hafaliany sy ny fahavononany amin’ny fametrahana ny antontan-taratasy fifaninanana araka izany ireto farany. Mahatsapa koa mantsy izy ireo fa tombontsoa lehibe ho azy izany noho ny fananan’ireo tantsaha safidy malalaka amin’ireo mpandraharaha tiany hiara-kiasa aminy. Natomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo sahady araka izany ny fisoratana anarana ho an'ireo mpandraharaha sy Koperativa ao amin'ny faritra Boeny vonona hitantana ny ozinina. Hifarana ny 10 Aprily ho avy izao ny fisoratana anarana.
Pati
Legende : Nandritra ny fitokanana ilay ozinina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT