Toekarena

Tsenam-barom-panjakana Nivoaka ny drafitra ho amin` ity taona ity


  • Talata 18 Aogositra 2020

Nivoaka eny amin` ny pejy fesibokin` ny minisiteran` ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy ny planina navaozina mahakasika ny tsenam-barom-panjakana ho amin` ity taona 2020 ity.

 

 

Natokana ho an` ireo famatsiana entana toy ny “fournitures”, ireo asa vaventy ary ny fampiofanana na “prestation intellectuelle” sy “prestation de service”. Tafiditra ao anatin` izany drafitra izany ihany koa ny tolo-bidy ho amin` ny fanarenana ny trano lehiben` ny sarin-tany (TOPO) etsy Anosy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT