Toekarena

Tsena iraisampirenena Nihena ny vidin-tsolika


  • Talata 14 Janoary 2020

Nahitana fidinana ny vidin-tsolika, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, teo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Nihena 0,6% hatramin’ny 0,9% izany amin’izao.

 

 

 Nidina hatramin’ny 64,59 dolara ny sarany eo amin’ny tsena iraisampirenena. Anisan’ny nampatahotra ny mpanara-baovao maro eo amin’ny fifanolanana misy eo amin’i Iran sy Etazonia. Tao ireo nanombana fa hisy fiantraikany amin’ny vidin-tsolika maneran-tany ny fifanandrianan’ny firenena roa tonta. Mifanohitra amin’izany ny zava-misy.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT