Toekarena

Tahirin-tsolika Manana hatramin` ny 48 andro i Madagasikara


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Nahitàna fihenana 40% hatramin` ny 50% ny fanjifàna solika, hoy ny ofisim-pirenena misahana ny akoran`afo.

 

 Izany dia vokatry ny fihibohana sy ny tsy fiasan` ireo fiara fitaterana na eto an-drenivohitra na ireo zotra rezionaly sy nasionaly noho ny “coronavirus”. Nanamafy ny OMH fa mbola misy tahirin-tsolika 45 andro hatramin` ny 48 andro fa miankina kosa ny vokatra izany. Nohamafisiny hatrany fa mbola mizotra tsara ny famatsiana solika any amin` ireo faritra maneranana ny nosy. Feno ihany koa ny toby tahirin-tsolika eto an-drenivohitra. Notsipihany manokana fa ny solika nafarana ho an` ity volana aprily ity dia ho tonga ny 20 hatramin` ny 25 aprily izao eny amin` ny seranan-tsambon` i Toamasina.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT