Toekarena

Sonlotenan’ny banky iraisampirenena Nisaoran’ny filoham-pirenena Malagasy


  • Talata 04 Jolay 2023

Amin'ny anaran'ny vahoaka Malagasy iraimanontolo no isaorako an-dramatoa Marie-Chantal Uwanyiligira,

solontena maharitry ny banky iraisampirenena teto Madagasikara, tamin'ny fandavan-tena nasehony nandritra izay 4 taona niasany teto izay, hoy ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina, omaly. Deraiko manokana eto ny fahitsiany sy ny fahasahiany mijoro entina hiarovana sy hikatsahana ny tombontsoan'ny vahoaka Malagasy, indrindra, ireo tena marefo, hoy izy. Tsy ho adinon'i Madagasikara ny soa vitanao. Mino aho fa hitohy sy hihamafy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy ny banky iraisampirenena, hoy hatrany ny filoham-pirenena.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT