Sendika nasionalin’ny mpisehatra volamena

Miantso ny mpisehatra rehetra hikaroka ny marimaritra iraisana


  • Zoma 03 Novambra 2023

Mamelona olona aman’hetsiny ny sehatry ny fitrandrahana volamena eto Madagasikara,

manana ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena izy ireo ary manana ny ambarany ihany koa.Mangataka ary ny avy ao amin’ny Sendika nasionalin’ny mpisehatra Volamena Malagasy (SNVM) ny mba hifanatonan’ireo mpisehatra rehetra sy hifampiresahana an-databatra boribory hikarohana ny marimaritra iraisana sy ny vahaolana. Ka tanjona ny hisian’ny fifidianana eken’ny rehetra hisorohana ny krizy sy savorovoro politika mety hitranga. Tsapa tokoa fa mandalo kihon-dalana i Madagasikara koa mahatsapa tena izahay, hoy ny SNVM misolotena ny vahoaka tsy mandady harona aty ambany ravin’ahitra rehetra,izay mitaky tokoa ny hisian’ny filaminana eto amin’ny fireena mba ho tonga ny fifidianana madio sy milamina ary eken’ny rehetra.
RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT