Toekarena

Sehatry ny harena an-kibon’ny tany Tontosa tao Toliara ny "Foire Régionale des Mines"


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Nifarana tamin'ny fomba ofisialy aalahady alahady 06 desambra 2020 tao Toliara

 

 

 

ny "Foire Régionale des Mines Atsimo Andrefana Miranga" andiany voalohany. Nohamafisin'ny Tale Jeneralin'ny BCMM Atoa Lovasoa Arison André, fa ny BCMM fa tafiditra indrindra amin'ny fampiroboroboana ny sehatry ny harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara ny hetsika toy izao. Nanamarika io andiany voalohany io ny fanomezana "Certificat de Participation" ho an'ireo mpandraharaha eo amin'ny sehatry ny harena an-kibon'ny tany rehetra izay nandray anjara tamin'ity hetsika ity. Fahombiazana no azo hamehezana ity andiany voalohany ity, na ho an'ireo mpandray anjara na ho an'ireo mpikarakara ka nanome fotoana sahady amin'ny andiany faharoa izay ho tanterahina ao Toliara ihany, hoy ny eo anivon’ny BCMM izay Birao miantsoroka ny tontolon’ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT