Orinasa vahiny tokanan-dRajoelina

Ahariharin’ny frantsay fa azy i Madagasikara


  • Zoma 25 Aprily 2025

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny Soarano ny toeram-piasana vaovao

an’ny Orange digital center Madagascar. Tonga nitokana ity orinasa tsy miankina vahiny ity teny an-toerana ny filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina. Ahariharin’ny frantsay fa azy i Madagasikara, hoy ny tsikeran’ireo mpanara-baovao, raha aravina no dikan’izany. Nanontrona azy ihany koa moa ny minitry ny lafin-dranomasina na «Ministre des outres-mer de la France, Manuel Valls, sy ny tale jeneralin’ny Orange Afrique et Moyen-Orient. Toy ny mahazatra moa dia namafisina fa tafiditra anatin’ny fampandrosoana ny lafiny nomerika eto Madagasikara izao fotoana izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT