Toekarena

Orinasa Orange Hanome tolotra miavaka ho an’ny reny


  • Sabotsy 27 Mey 2017

Hanome tolotra miavaka ho an’ny reny rehetra ny orinasam-pifandraisana Orange amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny reny izao.

 Ny mba hahafahan’izy ireny manolotra hafaliana ho an’ny ankohonany amin’ny alalan’ny antso an-tariby no tanjona isan’andro, na dia am-perinasa aza izy ireny. Amin’ny alalan’ny bonus be voix no hanatanterahany izany, hetsika efa nanomboka ny 23 mey lasa teo ka hatramin’ny rahampitso alahady 28 mey. Misy karazany maromaro io be voix io. Misy ny Be dimy, ny Be iray, ny Be Mifety ary ny Be roa. Mahazo tombony 30 minitra amin’ny alalan’ny antso maimaimpoana ny laharana ho an’ny fianakaviana izay reny rehetra misafidy ny tolotra omen’izy ireo, miampy fivarotana kojakoja maro samihafa amin’ny vidiny mirary. Misy ihany koa moa ireo karazana finday raitra hatolony izay tombony ho an’Antananarivo sy Toamasina manokana, anisan’ireny ny tecno N9 sy ny Smartphone 4 G.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT