Toekarena

Nosy be Natsaraina ny famatsiana angovo


  • Sabotsy 23 Mey 2020

Noraisin’ny ben’ny tanàna ao Nosy be, Gilbert Vita, omaly, ny solontenan’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo.

 

 

 

 

 Ny mikasika ny famatsiana angovo ao an-toerana moa, raha ny fanazavana, no anton’izay fihaonana izay. Fantatra ary fa hisy ny tetikasa hametrahana ivontoerana famatsiana angovo mahazaka hatramin’ny 3 megawatts ao an-toerana. Ho fanatsarana ny famatsiana herinaratra ao an-toerana no antony, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT