Toekarena

Mpiasa matoatoa Volam-panjakana 14 miliara Ar very isan-taona


  • Zoma 27 Novambra 2020

Mahatratra 14 miliara hatrany amin’ny 16 miliara Ar isan-taona ny vola very

 

 

tanteraka amin’ny kitapom-bolam-panjakana noho ny fisian’ny mpiasa matoatoa sy ny fitantanana tsy mangaraharaha, araka ny tatitry ny Fitsarana momba ny Kaonty omaly. Mpiasa 9183 sokajiana ho mpiasa matoatoa no mandray karama, raha 500 mahery eo ny fanadiovana efa vitan’ny Fanjakana. Sehetra fito no nanaovana fanadihadiana teo anelanelan’ny 2016-2019 izay nanaovan’ny Fitsarana momba ny kaonty tatitra omaly, ka isan’izany ny Air Madagascar, ny sehatry harena ankibon’ny tany, fampiasam-bola amin’ny fifidianana,… Hatolotra ny fitsarana mahefa araka ny heloka misy ny raharaha arakaraka tsirairay.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT