Toekarena

Minisitra Sophie Ratsiraka Nanatrika ny fivorian’ny mpandraharaha tany Frantsa


  • Alatsinainy 29 Novambra 2021

Nanatrika ny fivoriana niarahan'ireo mpandraharaha misehatra amin'ny fanafarana sy fanondranana asa-tanana malagasy tao Frantsa ny minisitry ny asa tanana sy haitao, Sophie Ratsiraka.

 Ny fampiroboroboana ny asa tanana Malagasy no tena tanjona tamin'ity fivoriana ity, raha ny fampitam-baovao voaray. Nisy ny fampiratiana izay nanehoana izany asa tanana Malagasy izany. Isan'ny nanaitra sy nahafinaritra indrindra ny minisitra ireo valizy sy kodiarana vita sikotra tamin'ny firaka nataon'ireo Aziatika tao anatin'ity fampirantiana natao ny 26 hatramin’ny 27 novambra teo ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT