Toekarena

Ketrika.com Manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa


  • Zoma 14 Jona 2019

Mandray anjara eny amin’ny ITM 2019 andiany faha-8 eny amin’ny CCI Ivato ny www.ketrika.com.

 

 

 

Tanjona ny ahafahana mampahafantatra ireo entana vaovao sy hanakaiky kokoa amin’ny mpanjifa. Noho ny fahamoran’ny entana dia nahasarika ireo mpitsidika maro tokoa ny ketrika.com. Maro  ny liana, indrindra rehefa nahita fa sady marika tena izy ny entana amidy. Ankoatra ny kojakojana fiara, ny fanatsarana endrika sy ny lamaody maro dia misy ny tolotra tena Vita Malagasy, indrindra amin’izao akatoky ny fetin’ny ray izao.  Anisan’ireo mpandray anjara vaovao eo amin’ny tranohevan’ny Vondron’ireo Vehivavy  Mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) ny Ketrika.com.

Nanintona ny maro ny tranohevan’ny www.ketrika.com teny Ivato

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT