Toekarena

Harikaren’i Madagasikara Hiharatsy tanteraka ny taona 2020


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Nahatratra 5,2% ny tahan’ny fitombon’ny harinkarena ny taona 2018 araka ny tatitra navoakan’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM) izay azo lazaina ho ambony raha oharina ny taona 2017.

 

 

Raha jerena ihany koa ny tatitry ara-tarehimarika navoakan’ny World Economic Outlook (WEO) eo anivon’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena tamin’ny aprily 2019 dia nihoatra 1,6 % tamin’ny fitomboana maneran-tany ary niakatra 2,2% amin’ny salanisan’i Afrika. Nohon’ny fisian’ny valan’aretina Coronavirus dia ho voa mafy ny asa fihariana sy ny toekarena ary ny fitantanam-bolam-panjakana. Vinavinaina hitotongana hatrany amin’ny 1,5% ny tahan’ny fitomboan’ny harinkarena raha notombanana hahatratra 5,5% izany amin’ity taona 2020 ity .Ankoatr’izay dia ho vinavinaina hisy fiakarana ho 7,2% ny fisondrotam-bidim-piainana raha noheverina 6,6% ho amin’ity taona ity

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT