Toekarena

Fitrandrahana hazandranomasina Misedra olana ny mpandraharaha Malagasy


  • Sabotsy 16 Septambra 2017

Mbola betsaka amin’ireo mpandraharaha Malagasy eto amintsika misehatra amin’ny asa fitrandrahana hazandranomasina no misedra olana. Anisan’ireny Ramatoa Razakanavalona Bakoly filoha mpanorina ny poissonnerie Manda na dia manana taratasy ara-dalàna avy amin’ny minisiteran’ny jono aza.

  Henjana ny fifaninanana hatrehin’izy ireo ankehitriny  satria manam-bola be avokoa ireo orinasa vahiny mpifaninana aminy. Tsy misy anefa  ny fanohanana avy amin’ny fanjakana ho azy ireo. Ankoatra izay, ny orinasa vahiny no betsaka misehatra amin’ny jono eto amintsika raha oharina amin’ny orinasa Malagasy. Anisan’ny mandray anjara amin’ilay foara iraisam-pirenena tanterahina eny Tanjombato ny Poissonnerie Manda. Karazan-tsakafo maro no hatolony.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT