Toekarena

Fitrandrahana drakaka 2200 taonina isan-taona no aondran’i Madagasikara


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Raha ny jery todika navoakan` ny minisiteran` ny jono dia mbola mitana

 

 

lohalaharana ny fitrandrahana drakaka. Isan-taona dia drakaka manodidina ny 2 200 taonina no mivoaka eto Madagasikara mihazo ireo firenena mandray izany toa an` i Sina, Eoropa... Nahitana fidinana izany raha hampihaina tamin` ny herintaona izay mahatratra 3 000 taonina hatramin` ny 4 000 taonina. Tsiahivina fa raha ho an` ny sehatry ny jono dia nampiditra vola 1,5 miliara ariary ity sehatra ity tamin` ity taona ity raha 1,3miliara izany tamin` ny taon-dasa.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT