Toekarena

Findramam-bola Volavolan-dalàna roa no nolanian’ny depiote


  • Talata 01 Desambra 2020

Nolanian’ireo solombavambahoaka omaly tetsy amin` ny lapan` Tsimbazaza

 

 

 

Antenimieram-pirenena ireo volavolan-dalàna roa mahakasika findramam-bola. Voalohany, ny volavolan-dalàna lah. faha-012/2020 tamin’ny 30 septambra 2020 « autorisant la ratification de l’accord de prêt relatif au financement du projet d’amélioration des résultats nutritionnels (PARN) conclu le 24 juin 2020 entre la République de Madagascar et l’Association Internationale de Développement (IDA)-Financement additionnel » izany hoe momba ny fanjariantsakafo ; Faharoa, ny volavolan-dalàna lah. faha-015/2020 tamin’ny 15 oktobra 2020 « autorisant la ratification de l’accord de prêt relatif au financement du programme d’appui des politiques de développement pour la riposte à la pandémie de COVID-19 à Madagascar, conclu le 08 septembre 2020 entre la République de Madagascar et l’Association Internationale de Développement (IDA) », ity kosa dia mahakasika ny asa fampandrosoana iatrehana ny valanaretina Covid 19. Anio kosa dia handalo asam-baomiera ireo volavolan-dalàna mahakasika findramam-bola miaraka amin` ny Banky Afrikanina ho an`ny Fampandrosoana (BAD).

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT