Toekarena

Filankevim-pitantanan’ny EDBM Lantosoa Rakotomalala no voatendry ho filoha


  • Alarobia 22 Febroary 2023

Voatendry ho filohan’ny filankevim-pitantanan’ny EDBM na sampan-draharaha misahana ny toekarena sy ny varotra vaovao eto Madagasikara ny minisitry ny varotra sy fanjifana teo aloha,

Lantosoa Rakotomalala, araka ny didim-pitondrana laharana 7401-2023. Tontosa omaly maraina moa ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny dimbiasany, Deraniaina Zafindravaka. Avy hatrany dia nanatontosa fivoriana ny filankevim-pitantanana vaovao taorian’izay ho fankatoavana ny hetsika sy tetibolan’ity rafitra ity ho an’ny taona 2023. Tsiahivina fa iaraha-miombon’antok’ireo sehatra tsy miankina sy miankina amin’ny fanjakana ny EDBM, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT