Fikirizana amin’ny tetikasa Base Toliara

«Azo raisina hiasa ao daholo ve ny olona?»


  • Talata 13 Mey 2025

Asa inona no omenareo ny vezo manontolo hatramin’ny zanak’i Toliara any

avaratra any amin’ny fikirizana amin’ity tetikasa Base Toliara ity, hoy ny solontenan’ireo raiamandreny manohitra ity tetikasa ao Toliara ity omaly? Azo raisina hiasa ao daholo ve ny olona, hoy izy ireo? Tsotra no ambaranay fa aza mifamitaka. Tsy mety aminay Base Toliara. Manaja anao amin’ny maha filoham-pirenena anao izahay andriamatoa Andry Rajoelina fa mba hajao koa izahay vahoakanao! Betsaka ny azo atao. Sokafy ny Somatex. Amboary ny ozinina fanaovana simenitra! Tanisaina foana ny hoe misy izao miliara Dolara ao nefa izahay maty mosary! Raha nampanarahan-dalàna amin’ny fihariany dia ny fambolena ny masikoro sy vezo, efa nandroso i Toliara, hoy hatrany izy ireo.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT