Toekarena

Fanondrahana vokatra anaty hain-tany Mampiasa fomba hafa kely ireo tansaha any Tanandava


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny tantsaha any ambanivohitra indrindra ny any atsimon` ny nosy.

 

 

 Na fotoam-pahavaratra aza izao, mijaly tsy misy orana ny amin` ny faritra ambanivohitra maro. Tsy afaka mamboly ny mponina ka tsy misy ny sakafo. Mijaly rano ny mponina anarivony maro k any foto-pivelomany mihitsy, ny fambolena sy ny fiompiana, no ts ahafahan` ireo tantsaha ireo maiasa. Misy kosa amin` ireo mpamboly any atsimo no mitady vahaolana iatrehana ny hain-tany mba hahazoana vokatra na dia sakana aza ny tsy fisian` ny rano. Any Tanandava, kaominina Amboasary Atsimo, maro ireo tantsaha no nivondrona ao anaitn` ny kaoperativa Mitambatra Soa. Mampiasa ny atao hoe “système de goutte-à-goutte” ireo tantsaha mba hanondrahana ireo vokatra, hoy ny fikambanana Rano Androy (ARA). Izany paikady izany dia fomba iray ampiasaina any amin`ireo faritra maina, hoy ny fanazavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT