Toekarena

Fandoavam-bola eny amin’ny Banky Mila mazava tsara ny anton'ny fanemorana


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ireo tena manana olana no tokony ho voakasiky ny fanemorana fandoavam-bola araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray teny amina banky nanaovana fanadihadiana.

 

 

Raha amin’ireo Banky lehibe dia ireo manana taratasy mazava avy amin’ny orinasa mpampiasa azy ny amin’ny mety ho fijanonana tampoka tamin’ny asa na ny tsy fisian’ny asa no mahazo rariny voalohany. Nanazava ihany koa ny tompon’andraikitra fa saika ireo mpiasa eny amin’ny sehatra tsy miankina izay nindram-bola tamin’ny Banky no tena tojo olana amin’izao fotoana izao. Hatreto dia mbola tsy ahitana olana ireo mpiasam-panjakana araka ny fanazavana hatrany.

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT