Toekarena

Famokarana angovo Mbola lavitra ny lalana


  • Alarobia 25 Septambra 2019

Tontosa omaly tetsy Ampandrianomby ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piara-miasa teo amin’ny orinasa avy any Afrika Atsimo mamokatra angovo sy ny minisiteran’ny angovo, ny rano ary ny Akoranafo.

 

 

 Hanao fanadihadiana manokana ireo tompon’andraikitra ny Orinasa avy any Afrika Atsimo ireo ary aorian’izay dia hanomboka hanangana fotodrafitrasa mahakasika ny angovo izy ireo. Ny faritra Analamanga sy Tsiroanomandidy aloha no hisitraka ny tetikasa fametrahana tobim-pamokarana herinaratra mandeha amin’ny herin’ny masoandro raha ny fanazavana nomen’ny minisitra tompon’andraikitra omaly. Ny tobim-pamokarana herinaratra iray dia vinavinaina hamokatra hatrany amin’ny 5 MW. Na eo aza izany rehetra izany dia hita fa sahirana ny fitondram-panjakana ary maro be ireo ezaka mila iantsorohana.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT