Toekarena

Breville - Tsaratanana Mbola miato hatreto ny fitrandrahana kraomita


  • Talata 07 Desambra 2021

Mbola miantona hatreto ny asa fitrandrahana kraomita ao amin’ny kaominina ambanivohitra Breville, distrikan’i Tsaratanana, taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny praiministra lehiben’ny governemanta.

 Mahatsiaro ho sahirana araka izany ny mponina amin’ny fampandehanana ny asa fihariana ao an-toerana izay marihina fa tena mihisatra tokoa. Olona miisa 500 ihany koa hatreto no fantatra fa mbola tsy nandray ny tambin-karamany nefa niasa andro aman’alina nanatanteraka asa fitrandrahana tao an-toerana. Miantso ny Fitondram-panjakana araka izany ireo mponina mba hijery akaiky ny asa fampiodinana ity fitrandrahana kraomita ao Breville Tsaratanana ity ka anisan’ireny ny famahana ny olana rehetra hahafahan’izy ireo manohy ny asa fivelomany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT