Toekarena

BNI Madagascar Manakaiky ny tantsaha


  • Sabotsy 16 Septambra 2017

Akaikin’ny tantsaha mpamokatra hatrany ny banky BNI. Nisy ny fifanakalozan-kevitra niarahany tamin’ireo tantsaha mpamokatra,

ireo mpamatsy vola, ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny minisitera isan-tsokajiny  teny Tanjombato  omaly hariva tamin’ny alalan’ilay kaonferansa lehibe nokarakarainy ao anatin’ny foara iraisam-pirenena momba ny fambolena sy ny fiompiana. Tanjona amin’izany ny hahafahana manome vahana bebe kokoa ny fampindramam-bola eny anivon’ny banky manomboka amin’ireo mpanjifa tsotra, ny orinasa madinika sy salantsalany….Tsy hijanona ho an’Antananarivo irery izy ity  fa ho an’ny mpanjifa manerana ny Nosy mihitsy amin’ny alalan’ireo masoivohony miisa 62 manerana ny Nosy.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT