Toekarena

Bekopaka Havaozina ny lalana mankany amin’ny Tsingy


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Hisokatra tsy ho ela ny fiantsonam-piaramanidina ao Bekopaka, raha ny nambaran’ny minisitry ny fitaterana sy fizahantany, Joel Randriamandranto.

 

 

 

Antony dia ny mba hahafahan’ireo mpizahantany mitsidika ireo Tsingin’i Bemaraha mandava-taona. Havaozina ny lalana manomboka eo amin’ity “aerodrome” ity izay mampifandray azy amin’ny Tsingy lehibe sy ny tananan’i Bekopaka. Ao anatin’izay fanatsarana izay hatrany, hoy ny fanazavana, dia hisy ny fametrahana paositry ny zandarimaria ho fitandroana ny aim-bahoaka sy ireo mpizaha tany amin’iny toerana iny.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT