Toekarena

BANKY BNI MADAGASCAR Mpanohana ofisialy ny ITM taona 2017


  • Zoma 14 Aprily 2017

Anisan’ny banky iray manohana feno ny fampiroboroboana ny fizahantany eto amintsika ny BNI Madagascar.

 Taorian’ny fanokafany ny fiaraha-miasany tamin’ny federasionan’ireo trano fahandroan-tsakafo eto Madagasikara dia lasa mpiara-miombon’antoka amin’ny ofisy nasionaly misahana ny fizahantany eto Madagasikara ihany koa izy ireo no sady mpanohana ofisialy ny International Tourism Fair 2017. Tanjon’ity banky iray ity ny hahafahana manohana sy manampy ny mpanjifa rehetra tsy an-kanavaka amin’ny alalan’ireo karazana tolotra maro samihafa misy ao aminy. Anisan’ireny ny carte VISA, ny crédit voyage, ny leasing…Tsiahivina moa fa tranoheva miisa 200 no handray anjara amin’ity hetsika ity. Hisy koa ny fampahafantaran’ny banky BNI ireo asa tanterahiny, indrindra ny fanampiana ny tsirairay amin’ireo sehatra misy azy avy. Harahina torohevitra izany rehetra izany.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT