Toekarena

Banky BMOI Namoaka ny tolotra vaovao « BMOISCAN »


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Namoaka ny tolotra vaovao antsoina hoe : BMOISCAN ny banky BMOI. Omaly

 

 

no nampahafantarana izany tamim-pomba ôfisialy tetsy Antaninarenina, entina indrindra hanampiana ireo mpanjifa, indrindra fa ireo manana orinasa. Raha araka ny fanazavan’Atoa Harimbola Rakotoarisoa, anisan’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ity banky iray ity dia somary nisy fahatarana kely teo aloha ny fakana vola hataon’ireo orinasa mpikambana ao aminy noho ny hamaroan’ireo antontan-taratasy karakaraina. Misy araka izany ny fotoana lany, antony nanokafan’izy ireo ity tolotra vaovao BMOISCAN ity ho fanamaivanana ny fahasahiranan’izy ireo. Efa nisy mpanjifa miisa 5 nanaovan’izy ireo andrana mikasika izany moa raha araka ny fanazavany ka fantatra fa afa-po avokoa ireto farany.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT